Mama

Mama
[g]mama
Mama olon-tokana, masoandro amam-bolan'ny fiainako
Tsy mitandro hasasarana, tsy mety valalanina
Satria mitsinjo an-janany

Mama be fitiavana,jiro manazava ny fiainako
Niafy dia niafy ianao, nanao izay azonao natao
Isaorako eto ny anaranao

Ianao indrindra no nampianatra ahy
Hiatrika ny fiainako any aoriana

Niaritra ny mafy ianao
Tsy hisy hahasolo ny anaranao
Mitoetra ao am-poko ny fitiavanao
Fitia tsy manam-petra, ny fiainanao rehetra
O! ry Mama o! Tena tiako ianao


Mama olon-tokana, masoandro amam-bolan'ny fiainako
Nitaiza sy nanalokolo, eny, na dia fotsy volo
Zay nataony vokatry ny fo

Mama be fitiavana, jiro manazava ny fiainako
Nananatra, nampianatra,nikolokolo fatratra
Fitiavana tsy takatry ny loha

Ka hisaorako eto ny anaranao

# Posté le dimanche 25 mars 2007 17:36

Modifié le jeudi 26 juillet 2007 14:44

ma best copine!

ma best copine!
no coment: à part que: "elle est très jolie!"
le passé est le passé, qu'il repose en paix

# Posté le dimanche 04 février 2007 17:36

Modifié le vendredi 22 juin 2007 02:33

ça a duré une demi journée, même pas! 30 mn disons pour changer toute une histoire!


lasa nandeha aho ka hisidina irery
efa lehibe tsisy handidy tsisy hanery
handimby ireo zoky antsoroka adidy
ny mba faniriana tsy ho ratsy safidy
ça a duré une demi journée, même pas! 30 mn disons pour changer toute une histoire!

# Posté le samedi 03 février 2007 14:17

Modifié le mercredi 11 juin 2008 15:06

little older sister

little older sister
,

No comment,

une fille de mada e!

si,si, need some comment ary e!

mazotoa mijery e

mba mi-pose de temps en temps ho jeren'ny any alavitra any an!

# Posté le dimanche 30 juillet 2006 16:45

TSIKA R>OUU KELI°*

TSIKA R>OUU KELI°*
Tsika roa
et Alba
trô bô
no ohter comment
just lookin'

zai en foto avec alba !
éalor???

# Posté le mardi 04 juillet 2006 07:29